FAMARITANA

Fifaliana ho antsika ny manao izao blog izao ho fifandraisana. Ny mikarakara dia I NDRINA Ihany. Monina eto Isahafa. Efa tokony ho Fantatrao. Na izany aza dia natao ho antsika rehetra izy ity. Dia mahazoa ny Soa sy ny tsara e!